Mifankatiava (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoinareo izay manan-tsofina
Sainonareo izay manan-tsaina
Fa n'iza n'iza mbola velona ambonin'ny tany
Dia tsy xzbcltiz maintsy ho lo, hody vovoka ihany
Koa mifankatiava ary mifanampia
Ampanjakao eto an-tany ny fitia
Fa ny mita be anie tsy mba lanin'ny mamba
Ary ny hazo tokana anie tsy mba ala
Izay no tononkira.serasera.org hafatra ambara anao
Henoy tsara ka ampitampitao e
Manaova ny tsara sy ny mety hatrany sllstqz hatrany
Rah ate ho sambatra na eto gsjgw na any
Mamela izay nandratra anao
Dia ho voavela koa ny helokao e
Izay tsy miadyn izay tsy miady hono olom-boto
F’izay to fo, izy no mpamosavy
Ny Malagasy dia tia fihavanana
Efa hatry ny ela izy no tia namana
Miaiky daholo n'aiza n'aiza izao tonotolo izao
Amin'ny fahendreny sy fahaiza-manao
Izay no hafatra ambara anao
Henoy tsara ka ampitampitao e
Manaova ny tsara sy ny mety hatrany hatrany
Raha te ho sambatra na eto na any
Mamela izay nandratra anao
Dia ho voavela koa ny heloko eI
Izay tsty miady, izay tsy miady hono no olom-boto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe AINAVangy : 2789
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nosiklarita
Daty : 27/06/2016 10:43