Lavitra (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho indramiko kely ny elatrao
Ravorona iny, meteza ianao
Vetivety ihany aza matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia ho tongako rdcvrk aty
Any lavitra any izay havako izay
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
Hindramiko kely ny taratrao
Ramasoandro io, meteza ianao
Vetivety tononkira.serasera.org ihany aza matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia haveriko aminao
Any lavitra any izay havako izay
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
ouh ouh
Tsy tantiko intsony zhhocsts ny alaheloko
Te wncbo hahita ny endriny aho
Ravorona iny, meteza ianao
Vetivety ihany aza matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia ho tongako rdcvrk aty
Any lavitra any izay havako izay
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
Hindramiko kely ny taratrao
Ramasoandro io, meteza ianao
Vetivety tononkira.serasera.org ihany aza matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia haveriko aminao
Any lavitra any izay havako izay
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
ouh ouh
Tsy tantiko intsony zhhocsts ny alaheloko
Te wncbo hahita ny endriny aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe AINAHits : 1963
Likes : 0 Like
Created by : Nosiklarita
Date : 30/08/2016 10:57
