You are here: home > Tononkira > Groupe AINA

HO MANDRAKIZAY (Groupe AINA)

Endrey ry malala o!
Endrey sombinaiko
Izany eo akaikinao no tsy foiko indrindra    
Izany eo anilanao satry hitoerana foana e            
Fa fitia tsy mba diso no hiarahako aminao e
Eny ho mandrakizay
Eo an-tsandrinao ry Aiko!                                

Raha tsy anilanao aho dia mandraiky manTsiky dia ampyavy
Vao tsy akaikinao dia mandraiky marary
Izaho sy ianao izao no tafaradia
Mandrakizay ato am-poko
Mandra-maty ho doria

Endrey ry malala o!
Endrey sombinaiko
Izany eo akaikinao no tsy foiko indrindra
Izany eo anilanao satry hitoerana foana e
Fa fitia tsy mba diso no hiarahako aminao
Eny ho mandrakizay
Mandra-maty ho doria

Mpihira : Groupe AINA
Mpamaky : 3543
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Nosiklarita
Tamin'ny : 22/06/2016 08:12:09
ID : 8630

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo