You are here: home > Tononkira > Groupe AINA

Aza meky (Groupe AINA)

Môramôra f'aza meky foana narô vaiavy
Môramôra f'aza meky foana amin'ny tôkan-tragno
Tôkan-tragno lazaiko amindry ka tsy sartononkira.serasera.orgotra e
Tôkan-tragno lazaiko amindry tena sarotra e
Mbola ho avy ny anjara hiteny amin-janahary
K'aza meky ianao io zisika hanam-bady


Ref : Aza meky......

Mpihira : Groupe AINA
Mpamaky : 983
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 26/12/2015 11:36:56
ID : 8024

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo