You are here: home > Tononkira > Groupe AINA

JULIE (Groupe AINA)

Raha ianao no eo anilako tena ho sambatra aho
Efa ianao no niriako ka dia tafalatska aho
Fa ny fianako dia efa nankiniko taminao
Ianao no efa tiako homena fitiavana

Refr :  Julie Julie Oh Chérie
           Julie Julie Oh Jolie
           Julie Julie Oh Julie
           Amour-ko ianao eto amin’ity tany ity

Fa na aiza na aiza toerana misy ahy
Tsy mba afaka an-tTsiky dia ampysaiko ’lay bika aman’endrikao
Ilay masonao bary mambabo manintona ahy
Ny molotrao mampite-hanoroka

Refr :

Anao Julie tsara tarehy mahafatifaty e tsara bika
Oh Julie
Zay mahita anao na bandy na soara
Tsy mahavily maso mihanahana
Oh Julie

Julie Julie Julie, Chérie e
Julie Julie Julie, Jolie e

Ye tiako ianao Julie   x4

Julie Julie Julie, Chérie e
Julie Julie Julie, Jolie e

Mpihira : Groupe AINA
Mpamaky : 2412
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : aombalahy
Tamin'ny : 11/09/2006 09:28:48
ID : 3869

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo