Legona (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maniry hiakatra hatrany
Reo olombelona eto an-tany
Tonga teny amin'ny volana o
Dia nanao faribolana o
Izaho izany vxkbvm ve no ho eny
Ttsy hitomany ve ry neny
Tany be volo ankasoANY
Mampandatsa-dranomaso
Iza no hatsaka rano
Iza no hamboly vary
Iza no hamahan-kisoa
Iza no haka kitayZAY
Aoka hijanona eto ihany slncys ao ndrao mijaly dadanay
Raha mba msy fiantsoana
Ho an'izay maniry ho eny
Tsa hisoratra andeha aho
Fa tsy ahy tononkira.serasera.org tsy hay ny fiainana
N’iza hanan-tsiny
Ny tsy fandehanako ho eny
Tsy tapa-kevitra ny andeha aho
Ndrao dia bedin'i neny
Iza woiisw no hatsaka rano
Iza no hamboly vary
Iza no hamahan-kisoa
Iza no haka kitay
Aka hijanona eto ihany aho ndrao mijaly dadanay
Reo olombelona eto an-tany
Tonga teny amin'ny volana o
Dia nanao faribolana o
Izaho izany vxkbvm ve no ho eny
Ttsy hitomany ve ry neny
Tany be volo ankasoANY
Mampandatsa-dranomaso
Iza no hatsaka rano
Iza no hamboly vary
Iza no hamahan-kisoa
Iza no haka kitayZAY
Aoka hijanona eto ihany slncys ao ndrao mijaly dadanay
Raha mba msy fiantsoana
Ho an'izay maniry ho eny
Tsa hisoratra andeha aho
Fa tsy ahy tononkira.serasera.org tsy hay ny fiainana
N’iza hanan-tsiny
Ny tsy fandehanako ho eny
Tsy tapa-kevitra ny andeha aho
Ndrao dia bedin'i neny
Iza woiisw no hatsaka rano
Iza no hamboly vary
Iza no hamahan-kisoa
Iza no haka kitay
Aka hijanona eto ihany aho ndrao mijaly dadanay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe AINAVangy : 2133
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nosiklarita
Daty : 27/06/2016 10:09
