Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lavitra (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho indramiko kely ny elatrao
Ravorona iny, meteza ianao
Vetivety ihany aza matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia ho tongako aty
Any lavitra axgf any izay havako izay
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy jskg tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
Hindramiko kely ny taratrao
Ramasoandro io, meteza ianao
Vetivety sxgn ihany aza matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia haveriko aminao
Any lavitra tononkira.serasera.org any izay havako izay
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
ouh ouh
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
Ravorona iny, meteza ianao
Vetivety ihany aza matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia ho tongako aty
Any lavitra axgf any izay havako izay
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy jskg tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
Hindramiko kely ny taratrao
Ramasoandro io, meteza ianao
Vetivety sxgn ihany aza matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia haveriko aminao
Any lavitra tononkira.serasera.org any izay havako izay
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
ouh ouh
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe AINAHits : 1963
Likes : 0 Like
Created by : Nosiklarita
Date : 30/08/2016 10:57
