ny baiboly (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Eny misy
Misy boky mahasoa
Boky isa fa tsy roa
Hita ao Andriamanitra
Raiso tononkira.serasera.org ka vakio
Sy mba diniho

2.Eny misy
Misy boky manan-jo`
Boky mampiadam-po
Boky tena maha sambatra
Raiso ka vakio
Sy mba dinihio

3.Eny misy
Misy boky lova soa
Boky isa fa tsy roa
Boky tena mampisandratra
Raiso ka vakio
Sy krxhuqnq mba diniho
Fiv
Io no harena
Nomena anao
Tano mafy
Mba ho fiainanao
Boky tena hamonjena zqtw anao
Raiso ka vakio
Sy qdlbb mba diniho

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0535