ny baiboly (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Eny misy
Misy boky mahasoa
Boky isa fa tsy roa
Hita ao tononkira.serasera.org Andriamanitra
Raiso ka vakio
Sy pvbd mba diniho
2.Eny misy
Misy boky manan-jo`
Boky mampiadam-po
Boky tena maha sambatra
Raiso ka vakio
Sy mba dinihio
3.Eny misy
Misy kwow boky lova soa
Boky isa fa tsy roa
Boky tena mampisandratra
Raiso ka vakio
Sy mba diniho
Fiv
Io no harena
Nomena anao
Tano nbkf mafy
Mba ho fiainanao
Boky tena hamonjena anao
Raiso ka vakio
Sy mba diniho
Misy boky mahasoa
Boky isa fa tsy roa
Hita ao tononkira.serasera.org Andriamanitra
Raiso ka vakio
Sy pvbd mba diniho
2.Eny misy
Misy boky manan-jo`
Boky mampiadam-po
Boky tena maha sambatra
Raiso ka vakio
Sy mba dinihio
3.Eny misy
Misy kwow boky lova soa
Boky isa fa tsy roa
Boky tena mampisandratra
Raiso ka vakio
Sy mba diniho
Fiv
Io no harena
Nomena anao
Tano nbkf mafy
Mba ho fiainanao
Boky tena hamonjena anao
Raiso ka vakio
Sy mba diniho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVisites : 236
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:59
