ny baiboly (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Eny misy
Misy boky mahasoa
Boky isa fa tsy roa
Hita ao Andriamanitra
Raiso ka vakio
Sy mba diniho
2.Eny misy
Misy boky manan-jo`
Boky mampiadam-po
Boky pjqx tena maha sambatra
Raiso ka vakio
Sy mba dinihio
3.Eny misy
Misy boky lova soa
Boky isa fa tsy roa
Boky tena mampisandratra
Raiso ka mckevde vakio
Sy mba diniho
Fiv
Io no harena
Nomena anao
Tano mafy
Mba ho fiainanao
Boky tena tononkira.serasera.org hamonjena anao
Raiso ka vakio
Sy mba bfgaf diniho
Misy boky mahasoa
Boky isa fa tsy roa
Hita ao Andriamanitra
Raiso ka vakio
Sy mba diniho
2.Eny misy
Misy boky manan-jo`
Boky mampiadam-po
Boky pjqx tena maha sambatra
Raiso ka vakio
Sy mba dinihio
3.Eny misy
Misy boky lova soa
Boky isa fa tsy roa
Boky tena mampisandratra
Raiso ka mckevde vakio
Sy mba diniho
Fiv
Io no harena
Nomena anao
Tano mafy
Mba ho fiainanao
Boky tena tononkira.serasera.org hamonjena anao
Raiso ka vakio
Sy mba bfgaf diniho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 271
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:59
