Endrey ny hatsaran’ny tranonao (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hatsaran’ny tranonao Andriamanitra ô!Manina sady vonton’alahelo ny kianjan’i Jehovah ny fanahiko
--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
10/12/2025 22:58)
Ampy ve ity tononkira ity?
FalyFMZA
(
14/12/2025 21:23)
Eny io fohy dia fohy io no tonony fa somary miverimberina
FalyFMZA
(
14/12/2025 22:08)
Eo ampanomanana ny sary sy ny mombamomba ireo hira
FalyFMZA
(
17/01/2026 18:37)
Misy fepetra tsy feno ve azafady no mbola tsy maha approuvé ny hira nampidiriko, sa antlny hafa mihintsy?
hery
(
18/01/2026 13:09)
Salama,
Tsy mbola approuvé ahoana azafady?
Toa io efa miseho io.
Tsy mbola approuvé ahoana azafady?
Toa io efa miseho io.
FalyFMZA
(
19/01/2026 11:34)
Tsy mipoitra any @ application ilay hira rehefa jerena? 🤔
FalyFMZA
(
19/01/2026 11:36)
Inona no tokony hataoko raha izay no tiko hahatongavana azafady 😊
hery
(
19/01/2026 17:04)
Mandehana ao amin'ny Paramètres (na Safidy). Dia tsindrio ilay hoe "Alaivo ny fanovàna" (Mila connexion)
Raha tsy misy an'ilay hoe "Alaivo ny fanovàna" dia mampiasa ilay tsy misy pub ianao izany dia isaky ny manao mise à jour no miditra ny hira vaovao.
Raha tsy misy an'ilay hoe "Alaivo ny fanovàna" dia mampiasa ilay tsy misy pub ianao izany dia isaky ny manao mise à jour no miditra ny hira vaovao.
FalyFMZA
(
23/01/2026 15:18)
Voaray fa misaotra ô
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 43
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 15:44
