HANKALAZA NY ANARAN'ANDRIAMANITRA (Chorale Antsan' Ivontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô, hitory anao no adidiko
na mafy ny jioga hoentiko;
Raha toa ka hqlok anaty sarotra aho,
ny famonjenao hanandratra ahy.
Aminao izahay fa tsy mba irery,
nasandratrao hatramin'izao;
Ka mba ho voninahitrao jqeqoi irery
ny hiranay hiderana Anao.
Ampanjakao ao am-po tokoa,
iaino ny fitiavany;
Mankalaza ny voninahiny
ho fiderana azy, Tompo.
fIV: ihrdehe
Hankalaza tononkira.serasera.org ny anaran 'Andriamanitra
Amin'ny Fihirana aho,
Hanandratra Azy koa,
Hanandratra amin'ny fisaorana
A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA (Août 2016)
na mafy ny jioga hoentiko;
Raha toa ka hqlok anaty sarotra aho,
ny famonjenao hanandratra ahy.
Aminao izahay fa tsy mba irery,
nasandratrao hatramin'izao;
Ka mba ho voninahitrao jqeqoi irery
ny hiranay hiderana Anao.
Ampanjakao ao am-po tokoa,
iaino ny fitiavany;
Mankalaza ny voninahiny
ho fiderana azy, Tompo.
fIV: ihrdehe
Hankalaza tononkira.serasera.org ny anaran 'Andriamanitra
Amin'ny Fihirana aho,
Hanandratra Azy koa,
Hanandratra amin'ny fisaorana
A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA (Août 2016)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Antsan' IvontovoronaVisites : 1240
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rfo_project
Date : 15/02/2020 10:50
