NY FAHATAHORANA NY TOMPO (Chorale Antsan' Ivontovorona)

https://tononkira.serasera.org/hira/chorale-antsan-ivontovorona/ny-fahatahorana-ny-tompo

Ny fahatahorana ny Tompo,
dia haja amam-boninahitra
ary fifaliana mampiravo fo
mahalava ny andro iainana

Ny fahatahorana ny Tompo
no fiandohan'ny fahendrena
ary mampandrooso fiadanana
sy ahazoana famonjena

Ny loharanon'ny fahendrTsiky dia ampyena
dia ny tenin'Andriamanitra
ary ny firtandremana ny lalàny
dia manakana ny fahotana

Fiv:
Maniry fahendrena va ianao?
Tandremo ary ny didin'ny Ray
fa ny fahendrena sy fahalalana
dia ny fahatahorana ny Tompo

A/C: HERINIAINA Tinasoa Elysé (Octobre 2014)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chorale Antsan' Ivontovorona
Mpamaky : 125
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rfo_project
Tamin'ny : 13/03/2020 18:00:30
ID : 12608

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo