I JESOA FOTO-BOALOBOKA (Chorale Antsan' Ivontovorona)

https://tononkira.serasera.org/hira/chorale-antsan-ivontovorona/i-jesoa-foto-boaloboka

1- I Jesoa tena foto-boaloboka
loharano tovozin-tsy ritra
iveloman'izay manana Azy
F' Izy ihany no aina sy hery

2- Iray aina satria iray vatsy
Dia ny vatan'i Jesoa Mpamonjy
Amin'iTsiky dia ampyzany tokoa Izy mantsy
tena velona miaina amintsika

3- Ary isika no sampany maro
Nizarany ny ainy avokoa
Izay rehetra tsongoi-maharary
Fa satria aina tokana ihany

A/C: Jean Michel RATSIMBAZAFY (Ankalazao)  

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chorale Antsan' Ivontovorona
Mpamaky : 153
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rfo_project
Tamin'ny : 15/02/2020 09:50:21
ID : 12555

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo