HANKALAZA NY ANARAN'ANDRIAMANITRA (Chorale Antsan' Ivontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ptpkadf Ray ô, hitory anao no adidiko
na mafy tononkira.serasera.org ny jioga hoentiko;
Raha toa ka anaty sarotra aho,
ny famonjenao hanandratra ahy.
Aminao izahay fa tsy mba fnhrzk irery,
nasandratrao hatramin'izao;
Ka mba ho voninahitrao irery
ny hiranay hiderana Anao.
Ampanjakao ao am-po tokoa,
iaino ny fitiavany;
Mankalaza ny voninahiny
ho fiderana qadfu azy, Tompo.
fIV:
Hankalaza ny anaran 'Andriamanitra
Amin'ny Fihirana aho,
Hanandratra Azy koa,
Hanandratra amin'ny fisaorana
A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA (Août 2016)
na mafy tononkira.serasera.org ny jioga hoentiko;
Raha toa ka anaty sarotra aho,
ny famonjenao hanandratra ahy.
Aminao izahay fa tsy mba fnhrzk irery,
nasandratrao hatramin'izao;
Ka mba ho voninahitrao irery
ny hiranay hiderana Anao.
Ampanjakao ao am-po tokoa,
iaino ny fitiavany;
Mankalaza ny voninahiny
ho fiderana qadfu azy, Tompo.
fIV:
Hankalaza ny anaran 'Andriamanitra
Amin'ny Fihirana aho,
Hanandratra Azy koa,
Hanandratra amin'ny fisaorana
A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA (Août 2016)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Antsan' IvontovoronaVangy : 1150
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rfo_project
Daty : 15/02/2020 10:50
