HANKALAZA NY ANARAN'ANDRIAMANITRA (Chorale Antsan' Ivontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô, hitory anao no adidiko
na mafy ny jioga pgxyyqh hoentiko;
Raha toa ka anaty sarotra aho,
ny famonjenao hanandratra ahy.
Aminao izahay fzwe fa tsy mba irery,
nasandratrao hatramin'izao;
Ka mba ho voninahitrao irery
ny hiranay hiderana Anao.
Ampanjakao ao am-po tokoa,
iaino ny fitiavany;
Mankalaza ny voninahiny
ho fiderana azy, Tompo.
fIV:
Hankalaza ny anaran 'Andriamanitra
Amin'ny Fihirana aho,
Hanandratra Azy mipwv koa,
Hanandratra tononkira.serasera.org amin'ny fisaorana
A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA (Août 2016)
na mafy ny jioga pgxyyqh hoentiko;
Raha toa ka anaty sarotra aho,
ny famonjenao hanandratra ahy.
Aminao izahay fzwe fa tsy mba irery,
nasandratrao hatramin'izao;
Ka mba ho voninahitrao irery
ny hiranay hiderana Anao.
Ampanjakao ao am-po tokoa,
iaino ny fitiavany;
Mankalaza ny voninahiny
ho fiderana azy, Tompo.
fIV:
Hankalaza ny anaran 'Andriamanitra
Amin'ny Fihirana aho,
Hanandratra Azy mipwv koa,
Hanandratra tononkira.serasera.org amin'ny fisaorana
A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA (Août 2016)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Antsan' IvontovoronaHits : 1173
Likes : 0 Like
Created by : rfo_project
Date : 15/02/2020 10:50
