You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Chorale Antsan' Ivontovorona

2725

Nampiditra : rfo_project
Tamin'ny : 13/02/2020 11:25:36

Mombamomba :
Amboaram-peo mijoro eo anivon'ny ACU Vontovorona eny  min'ny Sekoly Ambony Polyteknika Vontovorona. Niforona tamin'ny taona 1987, nivondronan'ireo mpianatra Katôlika chorale teny an-toerana tamin'izany fotoana. Ny klasika no tena novoiziny, kanefa tamin'ireo raki-kira rehetra izay nivoaka dia saika ahitàna karazana gadona avokoa, toy ny Bà-gasy, mihetsiketsika, milantolanto sns ary nivoaka tamin'ny Novambra 2018 iny ny raki-kira andiany faha-3 ary efa ampanomanana ny andiany mnaraka koa izao. Tsy manavaka finoana , fa saingy kosa mila manaraka ny fandaharana katolika izay mivondrona ao mandritra ny hetsika rehetra.

Hametraka hevitra

Midira aloha