TOMBAM-BIDIKO (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Notiavin’Andriamanitra fatratra aho
Nomeny ahy ny zanany lahitokana
Naha foy ny ainy bpxsqm hamonjy ahy sakaizany
Fitiavan-dehibe tsy misy toy jkugay izany

Ref: Satria Malala eo imasonao aho Ray ô
Be voninahitra aho sady tononkira.serasera.org tianao
Tsy azo sandaina volamena vatosoa
Fa ny rà-nao Jesoa no tombam-bidiko !

Nanaiky ho bzgywot faty Ianao Jesoa nisolo ahy
Velon’Ianao ka niditra ato anatiko
Fanantenana sy finoan’ianako
Fitiavana tsy levona mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Vangy : 545
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305