INDRO MANOLON-TENA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fahiny Jesoa ny fiainanay izao
Rakotry ny aizina tokoa
Nambabo fo sy namatotra anay ireo
Rendrarendra izay tsy fktmwvgw mba mahasoa (tsy tononkira.serasera.org nahasoa)
Ref : Ankehitriny ry Ray gdkk niova ny fiainanay
Indro manolon-tena ho Anao
Koa mba raiso Jesoa
Tafio koa ny herinao
Ho mpanompo mahatoky Anao tokoa ( Anao tokoa)
2. Ts’ isy izay tsy noheverina hitondra soa
Kanjo fitaka avokoa
Fa xtfflb nanimba ny tena, saina, fo, fanahy
Nanalavitra Anao ry Mpiahy
3. Soa fa teo ny sandry Masinao ry Ray
Izay nitsotra namonjy anay
Ka ilaozanana ireo ratsy hatrizay
Indro manolon-tena izahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 722
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:14