TOMBAM-BIDIKO (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Notiavin’Andriamanitra fatratra aho
Nomeny ahy ny zanany lahitokana
Naha foy ny ainy hamonjy ahy sakaizany
Fitiavan-dehibe tsy misy toy izany

Ref: Satria Malala eo imasonao aho Ray ô
Be voninahitra aho sady tianao
Tsy azo sandaina volamena vatosoa
Fa ny rà-nao Jesoa no tombam-bidiko !

Nanaiky ho faty Ianao Jesoa nisolo ahy
Velon’Ianao ka niditra ato anatiko
Fanantenana sy finoan’ianako
Fitiavana tsy levona mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Visites : 234
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:08
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0924