AN’IZA IANAO (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha flydxcb misy manontany ianao an’iza ianao
Hoe iza ihany koa no Andriamanitra izay tompoinao
Mba efa nandray an’i Jeso tao am-po ve ianao
Anjakan’ny fanahy masina ve tononkira.serasera.org ny fiainanao
O ! Inona no havalinao (F’izahay hamaly hoe…)
O ! Inona no havalinao (F’izahay hamaly hoe…)
Anao aho… (Anao rxrzyx manontolo aho)
Anao manontolo andriamanitra o !
Anao aho… (Mitoera ato am-poko ianao)
Mitoera ato am-poko ianao Jeso
Anao aho…
Fanahy masina o, ycwrjlg tafiho aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 862
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:01