Derao Jeso (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso 'lay Mpanjakanay
Tsofy hatrany ny sodina
tononkira.serasera.org Tendreo koa ny valihanao
rckvjtmg Dobodoboy ny aponganao
ulpu Derao Jeso
Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso 'lay mpanjakanay
fnlccn Tsara Ny Tompo Mpamindra fo
Sady mamonjy ny very izy
Koa asandrato ny feonao
Derao Jeso
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso 'lay Mpanjakanay
Tsofy hatrany ny sodina
tononkira.serasera.org Tendreo koa ny valihanao
rckvjtmg Dobodoboy ny aponganao
ulpu Derao Jeso
Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso 'lay mpanjakanay
fnlccn Tsara Ny Tompo Mpamindra fo
Sady mamonjy ny very izy
Koa asandrato ny feonao
Derao Jeso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 1036
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 12:26
