HOBIO (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
htay O Hobio, o ! Derao
O ! Hobio, o ! Derao
O ! Mihira, Hirao ankalazao
Ka mifalia sy mihobia
Hobio ilay mpanafaka nanolotra ny rany soa
1. ( Ankalazao) O ! Asandrato re pxonr derao tononkira.serasera.org derao fa lehibe
Lehibe derao lazao fa mendrik’Azy
Derao ny haja sy saotra
Derao derao o ! derao fa mendrika
Lazao acpzmhyg isaorana mendrika isaorana
2. (Ilay Jesoa) Jesoa nandatsaka
Ny Rany tao Kalvary
Ary namonjy ahy vita ny famonjeny
Sy ianao ho ahy sy ianao
Derao derao O ! derao fa mendrika
Lazao isaorana mendrika isaorana
O ! Hobio, o ! Derao
O ! Mihira, Hirao ankalazao
Ka mifalia sy mihobia
Hobio ilay mpanafaka nanolotra ny rany soa
1. ( Ankalazao) O ! Asandrato re pxonr derao tononkira.serasera.org derao fa lehibe
Lehibe derao lazao fa mendrik’Azy
Derao ny haja sy saotra
Derao derao o ! derao fa mendrika
Lazao acpzmhyg isaorana mendrika isaorana
2. (Ilay Jesoa) Jesoa nandatsaka
Ny Rany tao Kalvary
Ary namonjy ahy vita ny famonjeny
Sy ianao ho ahy sy ianao
Derao derao O ! derao fa mendrika
Lazao isaorana mendrika isaorana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 696
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:16
