INJAO MANDONA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao mibitsika ao am-ponao ka mandona ao
Ilay Jesosy be fitia moa henoinao
Mitalaho sy miandry anao
O ! Valio ka mba vohao
O ! Vohay re o ! vohay Jesosy Tompo

Injao njao mandona Jesoa
Henoy Njao mandona ao am-po
Henoy fa Jesosy no mandona
Aza miandry ela fa vohay re Jesoa

Aza miandry ela intsony fa anio vohay
Sao anio no lay fotoana mety re
Aza avela hitalaho, lay Jesosy tia anao
O ! vohay re o ! vohay Jesosy Tompo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Vangy : 285
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1784