MAMANGY ANDRIAMANITRA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tonga mamangy antsika Andriamanitra
Jesosy Kristy teraka tao Betlehema
Hampahafantatra ny fanjakan’ny lanitra
Sy mitaona ny olona ho vonjena

Nanetry tena ilay Jeso
Fa tranon’omby tononkira.serasera.org anie no nandriany
Nefa izy iluizam vthfugw anie mpanjaka be voninahitra re
Fa nampiseho ny fitiavany ahy jhqwf sy ianao

2- Tonga mamangy anao Andriamanitra
Jesoa Kristy mandona ao am-ponao
Mitaona anao ho amin’ny fanjakan’ny lanitra
Hoy izy : « Atolory ahy ny fonao »

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Vangy : 863
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332