Ampy ho anay (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)ampy ho anay ny fahasoavanao
ry Jesosy Tompo ô
ny famonjena izay vitanao
nanavotra anay
REF:ka hira sy fiderana no hasandratray ho anao Jeso
fa ltxqo feno ny fifaliana ny fonay tononkira.serasera.org indro midera Anao
henoy ny hira sy qbdxe hobinay
feno fisaorana
2) ny tenanay voadionao
tamin’ny rànao soa
ilay satana efa resinao
afaka izahay
3)ny fiainanay zay dlaj nandray Anao
feno fitiavana
fa nananena ny lanitra
ilay paradisa soa
ry Jesosy Tompo ô
ny famonjena izay vitanao
nanavotra anay
REF:ka hira sy fiderana no hasandratray ho anao Jeso
fa ltxqo feno ny fifaliana ny fonay tononkira.serasera.org indro midera Anao
henoy ny hira sy qbdxe hobinay
feno fisaorana
2) ny tenanay voadionao
tamin’ny rànao soa
ilay satana efa resinao
afaka izahay
3)ny fiainanay zay dlaj nandray Anao
feno fitiavana
fa nananena ny lanitra
ilay paradisa soa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 659
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 13:58
