NY TENA FITIAVANA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ny fitiavanao ry Ray mpahary ô
Nomenao ny zanakao malalanao
Mba tsy hisy ho very izay mino Azy
Hanam-piadanana mandrakizay
Ref: Sarobidy tononkira.serasera.org sy manan-danja (sy manandanja)
Ny fitiavan’Andriamanitra ( tsy mba ho sandaina)
Tsy sandain’ny vola na ny harena
Fa tena fitiavana
2)Jesoa tia ô Mpamonjy ianao
Fa nanaiky oozwk ho faty hisolovana
Saingy gdqs velona ho yxup mandrakizay
Mba ho santatra hoan’izay mino
3)Ry olombelona ô, tsarovy izao
Didy vaovao no nomen’ny Tompo
Dia ny mba hifankatiavantsika
Satria mpianatra voafidy hanompo
Nomenao ny zanakao malalanao
Mba tsy hisy ho very izay mino Azy
Hanam-piadanana mandrakizay
Ref: Sarobidy tononkira.serasera.org sy manan-danja (sy manandanja)
Ny fitiavan’Andriamanitra ( tsy mba ho sandaina)
Tsy sandain’ny vola na ny harena
Fa tena fitiavana
2)Jesoa tia ô Mpamonjy ianao
Fa nanaiky oozwk ho faty hisolovana
Saingy gdqs velona ho yxup mandrakizay
Mba ho santatra hoan’izay mino
3)Ry olombelona ô, tsarovy izao
Didy vaovao no nomen’ny Tompo
Dia ny mba hifankatiavantsika
Satria mpianatra voafidy hanompo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 720
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:05
