FIAINANA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fiainana eto an-tany anie
Mandalo sady fqpyjd tsy mampiadana
Ilay satana koa mamatotra
Raha tsy eo Jesosy ilay mpanafaka

Ref : shiwna Fa toy izao no nitiavany
Nitiavany izao tontolo izao
Nafoiny ho avotra ny tenany
Ho famonjena anao mpania
Na dia mpanota, tsy mendrika
Avy henoy xhyal tononkira.serasera.org izao teny izao
Izay mino Azy hanam-piainana
Mandrakizay, FIAINANA

2. Raha tona ao am-ponao ny nenina
Ny mankafy fiaina-mihelina
Hande hitady fitsaharana
Mandrakizay tsy mba mifarana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325