ONDRY NANIA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô ! Henoy ty zanakao ( henoy, lvfq miantso anao) sy mitalaho
Zanak’adala, ondry nania, satry nanota teo aminao

1- Tsy tononkira.serasera.org mendrika akory hiantso ny anaranao
Ray nefa ianao tsy mba mandà
Fa mbola mandray ny tanako
Ka mihainao ny fifonako
Mamela ny helokay ianao
Raha miova amin’ny hoavy
Ka mibebaka mibebak’izahay

2- Indro sahy mijoro izahay fa navelanao
Ny helokay ka madio
Ka hitory sy hanambara
Fa cchdcecb lehibe ny fitiavanao
Jesosy o ! Indreto vonona
Ka iraho amin’ny hoavy
Fa hanompo anao hipxe izahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Vangy : 563
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309