TOMBAM-BIDIKO (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Notiavin’Andriamanitra fatratra aho
Nomeny ahy ny zanany lahitokana
Naha foy ny ainy hamonjy ahy sakaizany
Fitiavan-dehibe tsy misy toy izany
Ref: Satria Malala eo imasonao aho Ray ô
Be voninahitra aho sady tianao
Tsy azo iwehx tononkira.serasera.org sandaina volamena vatosoa
Fa ny rà-nao Jesoa no tombam-bidiko !
Nanaiky ho faty Ianao Jesoa nisolo ahy
Velon’Ianao gdtcx ka niditra ato vfkgpda anatiko
Fanantenana sy finoan’ianako
Fitiavana tsy levona mandrakizay
Nomeny ahy ny zanany lahitokana
Naha foy ny ainy hamonjy ahy sakaizany
Fitiavan-dehibe tsy misy toy izany
Ref: Satria Malala eo imasonao aho Ray ô
Be voninahitra aho sady tianao
Tsy azo iwehx tononkira.serasera.org sandaina volamena vatosoa
Fa ny rà-nao Jesoa no tombam-bidiko !
Nanaiky ho faty Ianao Jesoa nisolo ahy
Velon’Ianao gdtcx ka niditra ato vfkgpda anatiko
Fanantenana sy finoan’ianako
Fitiavana tsy levona mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 570
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:08
