ONDRY NANIA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô ! Henoy ty zanakao ( henoy, miantso anao) sy mitalaho
Zanak’adala, ondry nania, satry nanota teo aminao
1- Tsy mendrika akory hiantso ny anaranao
Ray nefa ianao tsy mba mandà
Fa tononkira.serasera.org mbola mandray ny tanako
Ka mihainao ny fifonako
Mamela ny helokay ianao
Raha miova dvzv amin’ny hoavy
Ka mibebaka mibebak’izahay
2- Indro sahy mijoro izahay fa navelanao
Ny helokay ka madio
Ka hitory sy hanambara
Fa uzmhmjp lehibe ny fitiavanao
Jesosy o ! Indreto vonona
Ka iraho amin’ny hoavy
Fa ncqc hanompo anao izahay
Zanak’adala, ondry nania, satry nanota teo aminao
1- Tsy mendrika akory hiantso ny anaranao
Ray nefa ianao tsy mba mandà
Fa tononkira.serasera.org mbola mandray ny tanako
Ka mihainao ny fifonako
Mamela ny helokay ianao
Raha miova dvzv amin’ny hoavy
Ka mibebaka mibebak’izahay
2- Indro sahy mijoro izahay fa navelanao
Ny helokay ka madio
Ka hitory sy hanambara
Fa uzmhmjp lehibe ny fitiavanao
Jesosy o ! Indreto vonona
Ka iraho amin’ny hoavy
Fa ncqc hanompo anao izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 619
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:11
