ONDRY NANIA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô ! Henoy ty zanakao ( henoy, miantso anao) sy mitalaho
Zanak’adala, ondry nania, satry nanota teo aminao
1- Tsy mendrika akory hiantso ny anaranao
Ray nefa ianao nuceug tsy mba mandà
Fa mbola mandray tononkira.serasera.org ny tanako
Ka mihainao ny fifonako
Mamela ny helokay ianao
Raha miova amin’ny hoavy
Ka mibebaka mibebak’izahay
2- Indro sahy mijoro izahay fa navelanao
Ny helokay ka madio
Ka hitory sy hanambara
Fa lehibe ny fitiavanao
Jesosy o ! Indreto vonona
Ka iraho amin’ny hoavy
Fa hanompo anao ysck ogeiyymx izahay
Zanak’adala, ondry nania, satry nanota teo aminao
1- Tsy mendrika akory hiantso ny anaranao
Ray nefa ianao nuceug tsy mba mandà
Fa mbola mandray tononkira.serasera.org ny tanako
Ka mihainao ny fifonako
Mamela ny helokay ianao
Raha miova amin’ny hoavy
Ka mibebaka mibebak’izahay
2- Indro sahy mijoro izahay fa navelanao
Ny helokay ka madio
Ka hitory sy hanambara
Fa lehibe ny fitiavanao
Jesosy o ! Indreto vonona
Ka iraho amin’ny hoavy
Fa hanompo anao ysck ogeiyymx izahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 533
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:11
