TOMBAM-BIDIKO (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Notiavin’Andriamanitra tononkira.serasera.org fatratra aho
Nomeny himza ahy ny zanany udjre lahitokana
Naha foy ny ainy hamonjy ahy sakaizany
Fitiavan-dehibe tsy misy toy izany
Ref: Satria Malala eo imasonao aho Ray ô
Be voninahitra aho sady tianao
Tsy azo sandaina volamena vatosoa
Fa ny rà-nao Jesoa no tombam-bidiko !
Nanaiky ho faty Ianao Jesoa nisolo ahy
Velon’Ianao ka dqeai niditra ato anatiko
Fanantenana sy finoan’ianako
Fitiavana tsy levona mandrakizay
Nomeny himza ahy ny zanany udjre lahitokana
Naha foy ny ainy hamonjy ahy sakaizany
Fitiavan-dehibe tsy misy toy izany
Ref: Satria Malala eo imasonao aho Ray ô
Be voninahitra aho sady tianao
Tsy azo sandaina volamena vatosoa
Fa ny rà-nao Jesoa no tombam-bidiko !
Nanaiky ho faty Ianao Jesoa nisolo ahy
Velon’Ianao ka dqeai niditra ato anatiko
Fanantenana sy finoan’ianako
Fitiavana tsy levona mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 661
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:08
