ONDRY NANIA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô ! Henoy ty zanakao ( henoy, miantso anao) sy mitalaho
Zanak’adala, ondry nania, satry nanota teo aminao
1- Tsy mendrika akory hiantso ny anaranao
Ray tononkira.serasera.org nefa ianao tsy mba mandà
Fa mbola mandray ny tanako
Ka mihainao sppizs ny fifonako
Mamela ny helokay ianao
Raha miova amin’ny hoavy
Ka mibebaka mibebak’izahay
2- Indro sahy mijoro izahay fa navelanao
Ny helokay ka madio
Ka nxho hitory sy hanambara
Fa lehibe ny fitiavanao
Jesosy o ! Indreto ueazq vonona
Ka iraho amin’ny hoavy
Fa hanompo anao izahay
Zanak’adala, ondry nania, satry nanota teo aminao
1- Tsy mendrika akory hiantso ny anaranao
Ray tononkira.serasera.org nefa ianao tsy mba mandà
Fa mbola mandray ny tanako
Ka mihainao sppizs ny fifonako
Mamela ny helokay ianao
Raha miova amin’ny hoavy
Ka mibebaka mibebak’izahay
2- Indro sahy mijoro izahay fa navelanao
Ny helokay ka madio
Ka nxho hitory sy hanambara
Fa lehibe ny fitiavanao
Jesosy o ! Indreto ueazq vonona
Ka iraho amin’ny hoavy
Fa hanompo anao izahay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 564
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:11
