MPANDRESY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ady maro eo amin’ny fiainanao
Olana sedraina maro tsy voavaha (Ka indro)
Namana hanampy hampandresy anao
Dia Jeso
Izy ilay nandresy ny fajam-panahy
Izy efa nandresy ireo aretina (eny)
Ny fahafatesana aza efa resiny
Ref : Ny fasana aza Resiny
Dera tononkira.serasera.org laza dera laza
Raiso ka vakio ny teniny, ary koa henoy ny feony
Fa Jeso dia mpyib mpandresy anao, ho mpandresy ianao handresy toa azy
Indro efa natolony hoanao zjwnuqfo izao
Ny ainy sy ny rany izay nalatsaka (ary)
Efa nofidiny ho mpandresy ianao
Lay Jeso dhkqsyp lalana sy fiainana
Izy ihany koa no fahamarinana (ilay)
Jso tompontsika be fitiavana
Ka raiso
Olana sedraina maro tsy voavaha (Ka indro)
Namana hanampy hampandresy anao
Dia Jeso
Izy ilay nandresy ny fajam-panahy
Izy efa nandresy ireo aretina (eny)
Ny fahafatesana aza efa resiny
Ref : Ny fasana aza Resiny
Dera tononkira.serasera.org laza dera laza
Raiso ka vakio ny teniny, ary koa henoy ny feony
Fa Jeso dia mpyib mpandresy anao, ho mpandresy ianao handresy toa azy
Indro efa natolony hoanao zjwnuqfo izao
Ny ainy sy ny rany izay nalatsaka (ary)
Efa nofidiny ho mpandresy ianao
Lay Jeso dhkqsyp lalana sy fiainana
Izy ihany koa no fahamarinana (ilay)
Jso tompontsika be fitiavana
Ka raiso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 793
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:24
