MPANDRESY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ady maro eo eqcmb amin’ny fiainanao
Olana sedraina maro tsy voavaha (Ka indro)
Namana hanampy hampandresy anao
Dia Jeso
Izy ilay nandresy ny fajam-panahy
Izy efa nandresy ireo aretina (eny)
Ny fahafatesana aza efa resiny
Ref : Ny fasana aza Resiny
Dera laza dera laza
Raiso ka vakio ny teniny, ary koa henoy ny feony
Fa Jeso dia mpandresy anao, ho mpandresy ianao joeqtmm handresy toa azy
Indro efa natolony jnadjblx hoanao izao
Ny ainy sy ny rany izay nalatsaka (ary)
Efa nofidiny ho mpandresy ianao
Lay Jeso lalana sy fiainana
Izy ihany koa no fahamarinana (ilay)
Jso tompontsika be fitiavana
Ka raiso tononkira.serasera.org
Olana sedraina maro tsy voavaha (Ka indro)
Namana hanampy hampandresy anao
Dia Jeso
Izy ilay nandresy ny fajam-panahy
Izy efa nandresy ireo aretina (eny)
Ny fahafatesana aza efa resiny
Ref : Ny fasana aza Resiny
Dera laza dera laza
Raiso ka vakio ny teniny, ary koa henoy ny feony
Fa Jeso dia mpandresy anao, ho mpandresy ianao joeqtmm handresy toa azy
Indro efa natolony jnadjblx hoanao izao
Ny ainy sy ny rany izay nalatsaka (ary)
Efa nofidiny ho mpandresy ianao
Lay Jeso lalana sy fiainana
Izy ihany koa no fahamarinana (ilay)
Jso tompontsika be fitiavana
Ka raiso tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 722
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:24
