MPANDRESY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ady maro eo amin’ny fiainanao
Olana sedraina maro tsy voavaha (Ka indro)
Namana hanampy hampandresy anao
Dia tononkira.serasera.org Jeso
Izy ilay nandresy ny fajam-panahy
Izy efa nandresy fkxvtcwo ireo aretina (eny)
Ny fahafatesana aza efa resiny

Ref : Ny fasana aza Resiny
Dera laza dera laza
Raiso ka vakio ny teniny, ary koa henoy ny feony
Fa Jeso dia mpandresy anao, ho mpandresy ianao handresy toa azy

Indro efa natolony hoanao izao
Ny ainy sy ny rany izay nalatsaka (ary)
Efa nofidiny uevy ho mpandresy ianao
Lay Jeso mormvi lalana sy fiainana
Izy ihany koa no fahamarinana (ilay)
Jso tompontsika be fitiavana
Ka raiso

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312