Mendrika hoderaina (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera sy ny laza ho Anao ry Jesoa
Fa nandao ny lanitra ary nanetry tena
Haja sy ny saotra no atolotray
Tonga nofo Ianao ho fitiavana anay
Be voninahitra anie Ianaro ry Tompo
Lanitra no fonenanao, izay mirenty sy tsara
Nefa dia naka ny endriky ny mpanompo
Mendrika hoderaina, ovlpa mendrika hankalazaina
Fa be fitiavana sady mpamonjy, ny anaranao no hiraina
Tsaroanay anio ny andro izay niavianao
Midera Anao amin’ny fo madio ireto voavonjinao
Faly sy miravoravo ka mankalaza ny Avo
Satria Ianao ry Jesoa no hubpcxon mpamonjy
‘lay xbsbpeg tonga tao an-tranon’omby
Tena maminay tokoa ry Jesoa
Ny fitiavana tononkira.serasera.org asehonao ho an’ny olon-drehetra
Ka hira ho Anao no atolotray
Ho fankalazana sy fisaorana Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 628
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 13/07/2023 10:59