Mendrika hoderaina (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera sy ny laza ho Anao ry tononkira.serasera.org Jesoa
Fa nandao ny lanitra ary nanetry tena
Haja sy ny saotra no atolotray
Tonga nofo Ianao ho fitiavana anay

Be voninahitra anie Ianaro ry Tompo
Lanitra no fonenanao, izay mirenty sy tsara
Nefa dia naka ny endriky ny mpanompo
Mendrika hoderaina, mendrika hankalazaina
Fa rocmeyk be fitiavana sady mpamonjy, ny anaranao no hiraina

Tsaroanay anio ny andro izay niavianao
Midera Anao amin’ny fo madio ireto voavonjinao
Faly sy miravoravo ka eusk mankalaza ny Avo
Satria Ianao ry Jesoa no mpamonjy
‘lay tonga bylq tao an-tranon’omby

Tena maminay tokoa ry Jesoa
Ny fitiavana asehonao ho an’ny olon-drehetra
Ka hira ho Anao no atolotray
Ho fankalazana sy fisaorana Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0367