Mendrika hoderaina (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera sy ny laza ho Anao ry Jesoa
Fa nandao ny lanitra ary nanetry tena
Haja sy ny saotra no atolotray
Tonga nofo Ianao fajhaozr ho fitiavana anay
Be voninahitra anie Ianaro tononkira.serasera.org ry Tompo
Lanitra no fonenanao, izay mirenty sy tsara
Nefa dia naka ny endriky ny mpanompo
Mendrika hoderaina, mendrika hankalazaina
Fa be fitiavana sady mpamonjy, ny anaranao no hiraina
Tsaroanay anio ny andro izay niavianao
Midera Anao amin’ny fo madio ireto voavonjinao
Faly sy miravoravo ka mankalaza ny Avo
Satria Ianao ry Jesoa no mpamonjy
‘lay tonga tao jhcli an-tranon’omby
Tena maminay tokoa ry Jesoa
Ny fitiavana asehonao ho an’ny olon-drehetra
Ka nqdh hira ho Anao no atolotray
Ho fankalazana sy fisaorana Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 629
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 10:59