Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAMANGY ANDRIAMANITRA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tonga tiuwat mamangy antsika Andriamanitra
Jesosy Kristy teraka tao Betlehema
Hampahafantatra wpbb ny fanjakan’ny lanitra
Sy mitaona ny olona ho vonjena
Nanetry tena ilay Jeso
Fa tranon’omby anie no nandriany
Nefa izy anie frtyptvg mpanjaka be voninahitra re
Fa nampiseho ny fitiavany ahy sy ianao
2- tononkira.serasera.org Tonga mamangy anao Andriamanitra
Jesoa Kristy mandona ao am-ponao
Mitaona anao ho amin’ny fanjakan’ny lanitra
Hoy izy : « Atolory ahy ny fonao »

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 795
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:17