MAMANGY ANDRIAMANITRA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tonga mamangy antsika Andriamanitra
Jesosy Kristy teraka tao Betlehema
Hampahafantatra ny fanjakan’ny lanitra
Sy mitaona ny olona tononkira.serasera.org ho vonjena
Nanetry tena ilay Jeso
Fa tranon’omby anie no nandriany
Nefa izy anie vusekyv mpanjaka be voninahitra mflggfp re
Fa nampiseho ny fitiavany ahy sy ianao
2- Tonga mamangy anao Andriamanitra
Jesoa Kristy mandona ao am-ponao
Mitaona anao ho amin’ny fanjakan’ny lanitra
Hoy izy : mabl « Atolory ahy ny fonao »
Jesosy Kristy teraka tao Betlehema
Hampahafantatra ny fanjakan’ny lanitra
Sy mitaona ny olona tononkira.serasera.org ho vonjena
Nanetry tena ilay Jeso
Fa tranon’omby anie no nandriany
Nefa izy anie vusekyv mpanjaka be voninahitra mflggfp re
Fa nampiseho ny fitiavany ahy sy ianao
2- Tonga mamangy anao Andriamanitra
Jesoa Kristy mandona ao am-ponao
Mitaona anao ho amin’ny fanjakan’ny lanitra
Hoy izy : mabl « Atolory ahy ny fonao »
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 836
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:17
