MAMANGY ANDRIAMANITRA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tonga mamangy antsika Andriamanitra
Jesosy Kristy teraka tao Betlehema
Hampahafantatra ny fanjakan’ny zayer lanitra
Sy mitaona ny olona ho vonjena

Nanetry tena ilay Jeso
Fa tranon’omby anie atfevml no nandriany
Nefa izy anie mpanjaka be voninahitra re
Fa nampiseho ny fitiavany ahy sy ianao

2- Tonga tononkira.serasera.org mamangy anao Andriamanitra
Jesoa Kristy mandona ao am-ponao
Mitaona anao gvlnij ho amin’ny fanjakan’ny lanitra
Hoy izy : « Atolory ahy ny fonao »

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Hits : 887
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9271