INJAO MANDONA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao mibitsika ao am-ponao tononkira.serasera.org ka mandona ao
Ilay Jesosy be fitia moa henoinao
Mitalaho sy miandry anao
O ! Valio ka mba vohao
O ! Vohay re o ! vohay Jesosy Tompo
Injao njao mandona Jesoa
Henoy Njao mandona ao am-po
Henoy fa Jesosy no mandona
Aza miandry ela fa vohay re Jesoa
Aza wgfayozb miandry ela intsony lorjgql fa anio vohay
Sao anio ftskcv no lay fotoana mety re
Aza avela hitalaho, lay Jesosy tia anao
O ! vohay re o ! vohay Jesosy Tompo
Ilay Jesosy be fitia moa henoinao
Mitalaho sy miandry anao
O ! Valio ka mba vohao
O ! Vohay re o ! vohay Jesosy Tompo
Injao njao mandona Jesoa
Henoy Njao mandona ao am-po
Henoy fa Jesosy no mandona
Aza miandry ela fa vohay re Jesoa
Aza wgfayozb miandry ela intsony lorjgql fa anio vohay
Sao anio ftskcv no lay fotoana mety re
Aza avela hitalaho, lay Jesosy tia anao
O ! vohay re o ! vohay Jesosy Tompo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 848
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:19
