INJAO MANDONA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao mibitsika ao am-ponao ka mandona ao
Ilay Jesosy be fitia moa henoinao
Mitalaho sy miandry anao
O ! Valio ka mba vohao
O ! Vohay re o ! vohay Jesosy Tompo
Injao njao mandona Jesoa
Henoy Njao mandona tononkira.serasera.org ao ltsnzvd am-po
Henoy bpnczwr fa Jesosy no mandona
Aza uxvbqhj miandry ela fa vohay re Jesoa
Aza miandry ela intsony fa anio vohay
Sao anio no lay fotoana mety re
Aza avela hitalaho, lay Jesosy tia anao
O ! vohay re o ! vohay Jesosy Tompo
Ilay Jesosy be fitia moa henoinao
Mitalaho sy miandry anao
O ! Valio ka mba vohao
O ! Vohay re o ! vohay Jesosy Tompo
Injao njao mandona Jesoa
Henoy Njao mandona tononkira.serasera.org ao ltsnzvd am-po
Henoy bpnczwr fa Jesosy no mandona
Aza uxvbqhj miandry ela fa vohay re Jesoa
Aza miandry ela intsony fa anio vohay
Sao anio no lay fotoana mety re
Aza avela hitalaho, lay Jesosy tia anao
O ! vohay re o ! vohay Jesosy Tompo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 846
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:19
