INJAO MANDONA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao mibitsika ao am-ponao ka mandona aoIlay Jesosy be fitia moa henoinao
Mitalaho sy miandry anao
O ! Valio ka mba vohao
O ! Vohay re o ! vohay Jesosy Tompo
Injao njao mandona Jesoa
Henoy Njao mandona ao am-po
Henoy fa Jesosy no mandona
Aza miandry ela fa vohay re Jesoa
Aza miandry ela intsony fa anio vohay
Sao anio no lay fotoana mety re
Aza avela hitalaho, lay Jesosy tia anao
O ! vohay re o ! vohay Jesosy Tompo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 287
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:19