INDRO MANOLON-TENA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tononkira.serasera.org Fahiny Jesoa ny fiainanay izao
Rakotry ny aizina tokoa
Nambabo fo sy namatotra anay ireo
Rendrarendra izay tsy mba mahasoa (tsy nahasoa)

Ref : Ankehitriny ry Ray niova ny fiainanay
Indro manolon-tena ho Anao
Koa mba raiso Jesoa
Tafio koa ny herinao
Ho mpanompo mahatoky Anao tokoa zsee ( Anao tokoa)

2. Ts’ isy izay tsy noheverina hitondra soa
Kanjo fitaka avokoa
Fa nanimba ny oxanac tena, saina, fo, fanahy
Nanalavitra Anao ry xzzhvrg Mpiahy

3. Soa fa teo ny sandry Masinao ry Ray
Izay nitsotra namonjy anay
Ka ilaozanana ireo ratsy hatrizay
Indro manolon-tena izahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Vangy : 668
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304