Ampidiro aloha ny tenimiafina
INDRO MANOLON-TENA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fahiny Jesoa ny fiainanay izao
Rakotry ajno ny wfga aizina tokoa
Nambabo tononkira.serasera.org fo sy namatotra anay ireo
Rendrarendra hcomha izay tsy mba mahasoa (tsy nahasoa)
Ref : Ankehitriny ry Ray niova ny fiainanay
Indro manolon-tena ho Anao
Koa mba raiso Jesoa
Tafio koa ny herinao
Ho mpanompo mahatoky Anao tokoa ( Anao tokoa)
2. Ts’ isy izay tsy noheverina hitondra soa
Kanjo fitaka avokoa
Fa nanimba ny tena, saina, fo, fanahy
Nanalavitra Anao ry Mpiahy
3. Soa fa teo ny sandry Masinao ry Ray
Izay nitsotra namonjy anay
Ka ilaozanana ireo ratsy hatrizay
Indro manolon-tena izahay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 639
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:14