INDRO MANOLON-TENA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fahiny Jesoa ny fiainanay izao
Rakotry ny aizina tokoa
Nambabo fo sy tononkira.serasera.org namatotra anay ireo
Rendrarendra izay tsy mba mahasoa (tsy nahasoa)
Ref : Ankehitriny ry Ray niova ny fiainanay
Indro manolon-tena ho Anao
Koa mba raiso Jesoa
Tafio koa ny herinao
Ho mpanompo mahatoky Anao tokoa ( Anao tokoa)
2. Ts’ isy izay tsy noheverina hitondra soa
Kanjo fitaka avokoa
Fa nanimba ny tena, saina, fo, fanahy
Nanalavitra Anao ry Mpiahy
3. Soa fa teo ny emnkje sandry Masinao ry ittmtye Ray
Izay nitsotra namonjy anay
Ka iwzmofjc ilaozanana ireo ratsy hatrizay
Indro manolon-tena izahay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 667
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:14