HOBIO (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O Hobio, o ! Derao
O ! Hobio, o ! Derao
O ! Mihira, tononkira.serasera.org Hirao ankalazao
Ka mifalia sy mihobia
Hobio xxzb ilay mpanafaka lrpbc nanolotra ny rany soa
1. ( Ankalazao) O ! Asandrato re derao derao fa lehibe
Lehibe derao lazao fa mendrik’Azy
Derao ny haja sy saotra
Derao derao o ! derao fa mendrika
Lazao isaorana htwyxy mendrika isaorana
2. (Ilay Jesoa) Jesoa nandatsaka
Ny Rany tao Kalvary
Ary namonjy ahy vita ny famonjeny
Sy ianao ho ahy sy ianao
Derao derao O ! derao fa mendrika
Lazao isaorana mendrika isaorana
O ! Hobio, o ! Derao
O ! Mihira, tononkira.serasera.org Hirao ankalazao
Ka mifalia sy mihobia
Hobio xxzb ilay mpanafaka lrpbc nanolotra ny rany soa
1. ( Ankalazao) O ! Asandrato re derao derao fa lehibe
Lehibe derao lazao fa mendrik’Azy
Derao ny haja sy saotra
Derao derao o ! derao fa mendrika
Lazao isaorana htwyxy mendrika isaorana
2. (Ilay Jesoa) Jesoa nandatsaka
Ny Rany tao Kalvary
Ary namonjy ahy vita ny famonjeny
Sy ianao ho ahy sy ianao
Derao derao O ! derao fa mendrika
Lazao isaorana mendrika isaorana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 744
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:16
